
Radio Vaovao Mahasoa
Ny radio vaovao mahasoa dia sehatra hitoriana ny filazantsara amin'ny onjam-peo, ary azo enoina mivantana @ internet: www.radiorvm.com Na koa afaka henoinao amin'ny SMARTPHONE Ireto avy ny Téléphone afaka hihainoana azy.Afaka alainao amin'ny Interent ny Application hihainona izany: Tadiavo ny application Tunein dia installer-o Misy ihany koa ny application hafa ahafahanao mihaino izany.Ary tsy ho ela dia hanana ny Application-ny ny RVM.